Serasera 3/10/1999 - 3/10/2009
Folo taona izay no nitsirian'ny hevitra hanangana vondrona iray antsoina hoe serasera. Hampifandray ny Malagasy manerana ny tany amin'ny alalan'ny haitaon'ny internety. Maro ny hetsika eritreretina hatao mandritra izany dingana lehibe izany... tohiny
Ampiasao ny solonanarana serasera.org
Adino? | Hisoratra anarana
Ohabolana androany
Toy ny vazaha matim=basy ka matin-javatra nataonyInona no malaza?
- Koriam-penina... Hehinao...
...HEHINAO...
Ilay fanenon-tafontrano
danihin-johary mitataovovonana no mozika
kanto nanaitra ahy sy nampihiratra ny masoko. Nangala-pijery tany amin’ilay
famantaran’andro lehibe teo... tohiny
- Festival Film Insulaire
Le Festival International du Film Insulaire fête ses 10 ans !
du 17 au 22 août 2010
Groix, carrefour des îles du monde
Sur
l’île de Groix en Bretagne, le Festival Inter... tohiny
- Domoina Ratovozanany
Qui
est Domoina Ratovozanany ?
Née le 2 octobre
1985, Domoina Ratovozanany est l’un des jeunes poètes malgaches les plus
prometteurs. Elle a pris la plume à l’&a... tohiny
- Domoina Ratovozanany
Iza
moa i Domoina Ratovozanany ?
Teraka tamin’ny 2
oktobra 1985, Domoina Ratovozanany dia anisan’ireo poeta tanora malagasy tena
andrandraina ho lasa lavitra. Vao 12 taona izy no nan... tohiny
- Koriam-penina...Alim-pitia
...ALIM-PITIA...
Nony tonga teo
am-baravarana isika dia hoy ianao mantsy aho. “voky tsara ve ianao ?” tsy mbola
tapitra akory ilay tsikiko dia efa niteny sahady ianao manao hoe : &ld... tohiny
- Koriam-penina...Takarivatsika...
...TAKARIVATSIKA...
Ilay moka
adaladala nanaikitra anao no namoha antsika teo am-pifamihinana. “Amin’ny firy
izao” hoy ianao. “Vao amin’ny valo ora sy sasany” hoy a... tohiny
- Ampy izay
Raha misy tokoa fitandrovana ny Tombotsoan’ny
olom-pirenena malagsy, tsy itarazoka lava tahaka izao ity transition ity.
Tsy misy miraharaha ny fahoriam-bahoaka
andavanandro izay mihalalina hatra... tohiny
- Koriam-penina...Tsirom-pitiavana...
...TSIROM-PITIAVANA...
Azafady fa
tsy maintsy noraisiko” hoy ianao, “nanontany mantsy izy hoe tsy mangingina ve
hono ilaozan-dry dadatoa androany alina”. “Dia hoy aho hoe : ny ... tohiny
- Koriam-penina...Orokao...
...OROKAO...
Vao nipaika
ny ora firavana dia nanao dia maika aho namonjy ny varavarana. Sady nisongona an’I Andry
aho no nanao veloma madinidinika hoe: “veloma ialahy dia mazotoa miasa dia... tohiny
- Nahoana ?????
Nahoana no tsy voaloha ny
karaman’ny fonksionera raha tsy misy ny findramam-bola avy any ivelany ?
Nahoana no tsy harifomba ny
toera-pitsaboana lehibe fa voatery manao évacuation sanitair... tohiny
Blaogy
- Sakan-jaoridira !!!!!!!
kdaombaramita: Mahatsikaiky ahy ity tantara niseho tany Angleterre ity. Narian'ilay vehivavy mpandalo tao anaty fanariam-pako ilay saka !!! Nahita ilay izy aho dia tapaka ny tsinaiko, aza taitra ianareo izay tia... tohiny
- Voakarama hanendaka? sa hanakorontana?
jentilisa: Efa somary lavalava ihany ny lahatsoratra nosaratako saika havoaka no najanona satria nisy tranga be ifandraisana aminy nefa tsy mety atsofoka eny an-tsefatsefany eny intsony. Lahatsoratra vaovao noho... tohiny
- Vazo gasy malaza ao @ Radio2Dago
news2dago: Eisy e! Tsy afa miala fa de revo tokoa moa izany vao misokatra ny ordi de efa mihaino radio mahagaga nefa ny radio any an-trano tsy mahavantana ahy ny mihaino azy. Normal be satria ny radio fihainoko ... tohiny
- Hafatrakelin'i Lavamaso
lavamaso: Miarahaba antsika rehetra tonga mitsidika ity blaogy ity. Ary mirary soa sy misaotra sahady antsika rehetra izay handray anjara.Misy tenin-tsika malagasy iray izay hoe “ Ny hevitry ny maro no ma... tohiny
- Blaogy simply
simplex: Androany 31 Aogosotra moa
izany ny andron'ny blaogy, dia araka ny mahazatra, andro anetanana ny
mpitoraka bolongana rehetra mba hampafantatra blaogy anaki-5 @
mpamaky... tsy dia ... tohiny
- Facebook ato am-piasana, tsy tafa ny sakana
hery: Fantatrareo ihany moa fa efa am-bolana maro aho izay no tsy mampiasa facebook. Tamin'ny volana febroary tany ho any dia resiko lahatra koa ny tato am-piasana hisakanana ny facebook ato am-piasana.... tohiny
- There are many things that impressed me very much when it comes to designer diaper bags
loray: It is a classical brand with more than a hundred years history. Because of its classic styles and sought-after unique designs, Bally handbags are always on top of the fashion industry and recommended ... tohiny
- Tonga soa lanto!
lanto: Ity no lahatsoratra voalohany ao amin'ny blaoginao. Azonao fafaina na ovaina ao amin'ny Toeran'ny mpandrindra ity lahatsoratra andrana ity. Misaotra anao mampiasa ny Blaogy.... tohiny
- Tonga soa bonneocc!
bonneocc: Ity no lahatsoratra voalohany ao amin'ny blaoginao. Azonao fafaina na ovaina ao amin'ny Toeran'ny mpandrindra ity lahatsoratra andrana ity. Misaotra anao mampiasa ny Blaogy.... tohiny
- Tonga soa panjakely!
panjakely: Ity no lahatsoratra voalohany ao amin'ny blaoginao. Azonao fafaina na ovaina ao amin'ny Toeran'ny mpandrindra ity lahatsoratra andrana ity. Misaotra anao mampiasa ny Blaogy.... tohiny
Forum
- Vahona
bobone: salama daholo ianareo namana !!!
asa na efa renareo aloha fa misy vahona FOREVER any amerika no ahitana azy !
fanampin-tsakafo mahasitrana ny aretina izy io !!!
na inona olana mahazo anay ! na AST... tohiny
- Tsetsatsetsa tsy aritra kely fotsiny
ikaretsaka: nasain'i Mpanazava nanokafana lohahevitra vaovao moa ity ka indro ary:
hoy i hery momban'ny resaka tary ambany tary momban'ny katolika
Tsy avy ao amin'ny baiboly daholo ny foto-pinoan'ny Katoli... tohiny
- Fitadiavana ao amin'ny tahiry Karajia
hery: Asa na hitanareo fa efa mandeha ilay fitadiavana teny na olona ao amin'ny tahirin-dresaka ao amin'ny karajia.
Rehefa miditra ao amin'ny tahirin-dresaka http://karajia.org/karajia/archives dia afaka... tohiny
- hisafidy vady!!sarotra @lhl ve izany??
irolakely: betsaka loatra ny ripa erahana!tonga nefa ny fotoana anambadiana!tsy hita tsony hoe iza @izy ireo no ho alaoiko!!!inona n atao??... tohiny
- DINIKA FAT, be théorie, tsy ilaina
RUZ9: TSY MILA THEORIE?
Hay ve mahalala an'izany ny pHAT e; nefa iza no tena be théorie eto? ilay voatonona eo ambony ihany
Ny resaka aloha dia mipoapoaka mihitsy e, fa ny "pratique" = 0;00000000000... tohiny
- KARAJIA
ouioui: arialy
misy fona ny miteny oe ny op tsy mandaka namana, nefa refa anotaniana ilay pseudo oe iza lay naman, ovina no nitranga ny film, tsy mahita avaly
lazaina fona koa ny op oe masika sy injuste ref... tohiny
- Alahamady be volana Malagasy tena izy
Rabaradaka: Ny Jaky mena sy ny zanaka Ambohitrabiby dia nanome daty ny Alahamady izay tsoriko eto fa diso ary lasa fitaovana politika ilay Alahamady amin-dry zareo.
Ny Alahamady dia mifanakaiky foana amin'ny fot... tohiny
- Misy 1000 bornes koa ao amin'ny karajia
hery: Mahafaly ny milaza amintsika fa hitako misy lalao 1000 bornes koa ao amin'ny karajia.org amin'izao fotoana izao. Raikitra ny course
Rehefa tafiditra ao amin'ny karajia dia soraty fotsiny hoe /join #... tohiny
- fa maninona tokoa no molamola be izy ireny e...
andrywui: Ireny mompera ireny hoa maninona no vao mahita sipasipa kely ireny de mandrimandry maso sy jilaka be miaingainga be zany ry zareo e... de refa sendra iray toeran amina masera ndray anaty bus na amin t... tohiny
- SALISALI DAHOLO NDRAY NY AKAMA TSY HANKANAVAKA
ouioui: Nangingina ratsy ndray ny tanàna klé
, resak'olona privé tany iny izany , araka ny lohateny dia ny momba ny serasera no eto , tsy hoe sipako i anona dia arovako dia mody hoe i anona ihany no anon... tohiny
Bizna
- Formation en décoration d'intérieur
Habillez votre maison pour un souvenir inoubliable et bénéficiez de notre FORMATION EN DÉCORATION INTÉRIEURE : rideau, coussin, linge de lit, de cuisine, de table, housse…pendant 10 séances, co... tohiny
- Atelier en Marketing et Communication
Entreprises, promoteurs de projets, associations et coopératives, Atelier-formation en Marketing et Communication.
Thème : Maximiser vos profits ?
Date : Vendredi 1er Octobre 2010
Lieu : Rest... tohiny
- MPANJAITRA SUR MESURE
MPANJAITRA/COUTURIERE (femmes-enfants):VESTE - ROBE - PANTALON - JUPE - CHEMISE - TABLIER........ MANJAITRA IHANY KOA: DRAPS - COUVRE LIT - OREILLERS - HOUSSE.......... AFAKA MISAFIDY @ IZAY MODELE TI... tohiny
- mivarotra trano maika
a vendre maison à étage à Sabotsy Namehana, 3 ch, cuis, douche, garage, terrasse, accessible voiture, prix: 33Millions Ar à déb, contact: 0331723618... tohiny
- Loue villa neuve près de Tanjombato (sud de Tana)
Villa à étage neuve à louer à Soamahavory Tanjombato (sud de Tana) comprenant un living de 36 m², cuisine placardée de 16 m², WC visiteur, deux petites salles pouvant servir de bureau & buander... tohiny
- MPANJAITRA/COUTURIERE
MPANJAITRA/COUTURIERE (femmes-enfants):VESTE - ROBE - PANTALON - JUPE - CHEMISE - TABLIER........ MANJAITRA IHANY KOA: DRAPS - COUVRE LIT - OREILLERS - HOUSSE.......... AFAKA MISAFIDY @ IZAY MODELE TI... tohiny
- Mitady contact cybercafé
Mitady contact cybercafé be dia be any dago, tsy mifidy toerana, hiarahana miasa
Manoratà amin'i haja@serasera.org... tohiny
- Journalisme
Cherche étudiant en journalisme à Tana pour projet ou école de journalisme pour partenariat
Mitady mpianatra mpanao gazety mazoto hiara-miasa amina tetik'asa fanaovan-gazety
Écrivez à haja@se... tohiny
Serasera Shop
- Koban-dravina - 4,50 €
Koban-dravina en boite de conserve de 470g
Composition : cacahuetes pilées (voanjo)
Farine de riz
S... tohiny
- DVD 10 ème AnniverSERASERA - 20,00 €
DVD 10 ème AnniverSERASERA... tohiny
- Raozy - 5,00 €
Recueil N°7 : Raozy
... tohiny
- Iarivo - 5,00 €
Recueil N°6 : Iarivo ka tiako
Iarivo que j'aime; ou des poemes qui retracent la nostalgie loin de la ville... tohiny
- Diavolana - 5,00 €
Recueil N° 5 : Clair de lune
On a tendance à dire qu'apres la pluie le beau temps ; que les rires vien... tohiny
- Vodka Citron - 12,50 €
Markovitch
Vodka Citron 70 cl
Produit de Madagascar ... tohiny
- Vodka Pomme - 12,50 €
Markovitch
Vodka Pomme 70 cl
Produit de Madagascar... tohiny
- Sambos en sachet de 10 (surgelés) - 4,50 €
Sambos (surgelés)... tohiny
- Nems en sachet de 5 (surgelés) - 2,50 €
Nems (surgelés)... tohiny
- Mofo sakay - 1,80 €
Mofo sakay... tohiny
RadioVazoGasy
Hira mandehaTitre: jaojoby - alima
Album: aza ariano
Chercher Paroles: cliquez ici
Durée : 00:05:20









