Inona ny vaovao?

19-okt-2006
Nampidirina ao amin'ny karajia #serasera i BotLives01 izay robot afaka miresaka sy omena baiko.
Anisan'ny baiko amin'izany ny fitadiavana sy fandaharana hira ao amin'ny Radiovazogasy.com ary ny fametrahana dedikasy.
Soraty fotsiny hoe !vonjy dia ho hitanao ny zavatra azony atao

Ny vaovao hafa
http://karajia.org/?rub=pages/page&page_id=p45376efa80c54...


Fidirana ao amin'ny Karajia

Misy fomba telo ahafahanao miditra mivantana ao amin'ny Karajia

1. Tsotra indrindra

Ny tena tsotra indrindra? Tsindrio eto ambany dia ampidiro ny solonanarana tianao hampiasaina eto amin'ny karajia. Raha manana tenimiafina eto amin'ny karajia ianao dia ampidiro ihany koa

Tsindrio eto

2. CGI-Chat

Fitaovana tsotra tokony tsy hisy olana mihitsy. Ampidiro eto ambany ny solonanarana fampiasanao. Raha mivadika ho Anonyme ny solonanarana rehefa tafiditra dia efa misy mampiasa izay ka mila mivoaka indray dia soloina solonanarana hafa.

Solonanarana

CGI:IRC 0.5.6 (2005/01/23)

3. Astero-Chat

Fitaovana mampiasa Java (mety tsy handeha amin'ny ordinatera sasany).

Solonanarana

Marihana fa efitra iray ihany ireo