Vao tonga?
Raha voalohany niditra teto amin'ny dinika eto amin'ny serasera ianao dia mety hahaliana anao ireto ambany ireto.
- Hametraka hevitra
- Hevitra miandry mpamaly
- Ireo dinika manokana
Fandraisana
Dinika eto amin'ny serasera. Eto ny toeran'ny loabary an-dasy, dinidinika ambany tafon-trano. Hiresahantsika lohahevitra voasokajy. Ny namana ihany no afaka manoratra. Raha mbola tsy namana ianao dia afaka miditra eto maimaim-poana.
Lisitry ny dinika hita : 34
Ireto ambany ireto ary ny dinika hita.
| Loko miasa : | 1 ora | 5 ora | 1 andro | herinandro | mihoatra |
| Dinika | Fanazavana | Mpandrindra | Hevitra | Farany |
| :: Dinika ankapobeny | ||||
| Antson'ny fo (hery) |
Dia rehefa tena hitady namana akaiky kokoa ianareo dia ity forum ity ampiasaina. Ato ihany koa valiana. Raha misy mariazy raikitra na zaza teraka dia mba ampidiro amin'ilay hoe Vavolombelona :) | admin Angie | 32544 | 16/08/2008 15:54:16 dadabe -> Vakio |
| Artista sy Hira (hery) |
Tsy nataoko hoe zava-kanto satria malalaka be izany. Eto no hanaovanao ny resaka momba ny artista sy ny hirany. | booboo lanto | 25312 | 19/08/2008 22:13:46 mabloo -> Vakio |
| Diaspora (hery) |
Nosokafana manokana ho an'ny Diaspora malagasy. Ahitanareo izay mety ho resaka azo atao momba ny gasy any andafy. | Ralay | 12540 | 16/08/2008 17:21:49 malalany -> Vakio |
| Eritreritra mandalo (hery) |
Eto no ametrahanareo lahatsoratra, eritreritra, zavatra tianareo hozaraina amin'ny namana. | hery | 46700 | 20/08/2008 04:24:20 Herimiafina -> Vakio |
| Fahasalamana (hery) |
Fahampalalam-baovao sy torohevitra ary dinidinika momba ny fahasalamana. Raha misy dokotera ato amin'ny namana dia isaorana manokana amin'ny fandraisana anjara ato amin'ity dinika iray ity. | watafon | 18613 | 20/08/2008 03:36:59 ikaretsaka -> Vakio |
| Fanabeazana (hery) |
Eto no ifampidinihan'ireo efa ray aman-dreny momba ny fanabeazana ny zanany. Na koa ho an'ireo izay manabe tanora. | sipagasy ftma | 5692 | 19/08/2008 17:50:10 xxx -> Vakio |
| Fanatanjahantena (hery) |
Dinika sy adihevitra momba ireo taranja rehetra @ fanatanjahantena. Ny fitantanana sy ny ministera sy izay spaoro rehetra. | ravatorano Ralay | 6510 | 19/08/2008 09:00:45 endrika01 -> Vakio |
| Fety sy fihaonana (admin) |
Nanaovana lohahevitra manokana ny fety sy lanonana mety hihaonan'ny namana. Raha manana hetsika na fety mety hihaonana ianareo dia ampidiro ato. | hery | 16695 | 20/08/2008 03:55:03 avylavitra -> Vakio |
| Fiaraha-monina (hery) |
Ireo tora-po ara-piarahamonina. Olana sy vahaolana. Fisehoan-javatra andavanandro azo zaraina amin'ny namana. | ravatorano | 19678 | 19/08/2008 21:40:51 kelly13 -> Vakio |
| Fiarakodia (hery) |
Resaka momba ny fiarakodia. Ho an'ireo mpitia fiara-kodia. Fizarana traikefa. Vahaolana teknika. Fanovana na fanamboarana fiarakodia. Vaovao momba ny fihaonan'ny mpitia fiarakodia. | hery herimiafina | 2591 | 20/08/2008 00:45:56 kelly13 -> Vakio |
| Firariantsoa, Fankaherezana (hery) |
Toerana hametrahana ny firariantsoa ho an'ny namana nahazo fahasoavana, tonga tsingeritaona nahaterahana, fifankaherezana amin'ny sarotra. Eto ihany koa no hifampiarahabana amin'ireo namana vao tonga. | lanto hery | 4379 | 20/08/2008 01:04:37 kelly13 -> Vakio |
| Fitiavana (hery) |
Tsy haiko izay iheveranareo ny atao hoe fitiavana sy ny vokany. Fa raha manana hevitra momba izany ianareo dia tongava ato. | lanto | 59958 | 20/08/2008 00:23:53 naughtyboy -> Vakio |
| Fivavahana, finoana (hery) |
Mazava ho azy ny lohateny. Ato miresaka momba ny fivavahana sy ny mombamomba azy. Ny fanontaniana rehetra mipetraka... sy ny valiny. | ravatorano bichette | 84499 | 20/08/2008 03:41:53 badboy -> Vakio |
| Hatsikana sy lalao (hery) |
Mandrapahatongan'ny site hatsikana dia azonareo apetraka ato aloha ny hatsikana fantatrareo. Hitsikiana. | booboo lanto | 52686 | 19/08/2008 12:34:34 fahamarinana -> Vakio |
| Hoy ny gazety (hery) |
Vaovao na sombim-baovao nalaina tamin'ny gazety. Iangaviana mba hapetraka ny gazety sy ny daty ary ny rohy internet (raha nalaina tamin'ny internet) nakāna azy. | hery | 3425 | 20/08/2008 04:00:56 xxx -> Vakio |
| Hoy ny lalāna (admin) |
Dinidinika momba ny tranga idiran'ny lalāna sy ny fitsarana. Fanazavana ireo lalāna tsy mazava. Irariana ny hidiran'ireo mpahay lalana ato. | hery | 1769 | 17/08/2008 01:09:38 aviavy -> Vakio |
| Informatika (hery) |
Ireo resaka rehetra mikasika ny informatika. Na logiciel na hardware sy ny sisa... mizarā talenta eto. | hery hery | 3411 | 18/08/2008 15:00:43 neo83 -> Vakio |
| Kolotsaina (hery) |
Ato no ametrahana ireo dinidinika mikasika ny kolotsaina malagasy. Ny maha-malagasy rehetra izay voaraikitra ao anatin'izany kolotsaina izany. Lalao, dihy, fombafomba sy ny sisa. | ikaretsaka | 5001 | 16/08/2008 17:14:14 Herimiafina -> Vakio |
| Momba ny serasera (hery) |
Eto no hametrahanao ny tsikera na ny fankasitrahana ny takelaka. Hanampy be dia be anay ny filazanao izany eto fa aza matahotra mihitsy. Tsiky dia ampy. | hery hery ds | 12473 | 20/08/2008 03:05:56 pisolahy -> Vakio |
| Politika (hery) |
Ato kosa indray no ametrahanao ireo adihevitra politika isankarazany... ho hita eo ihany na politisianina koa ny namana. | ravatorano | 32702 | 20/08/2008 01:08:27 menalamba -> Vakio |
| Resa-behivavy (hery) |
Resaka natokana ho an'ny vehivavy ihany ny ato. Dia miala tsiny ho an'ny lehilahy izay mety hahazo teny maharary amin'ny andriambavilanitra ary raha mijerijery ato. | sipagasy hery | 31037 | 19/08/2008 23:49:57 tsidina -> Vakio |
| Resa-dehilahy (hery) |
Ato no ahitana ireo resaka mikasika ny lehilahy na momba ny inona na momba ny inona. Aza misalasala. Ary ianareo vehivavy aza mijerijery ato sao menatra. | ravatorano McFy | 21776 | 20/08/2008 00:01:22 ikaretsaka -> Vakio |
| Sakafo (oully) |
Ento no hitafantsika izay rehetra mahakasika ny sakafo. Hifanolorana fomba fahandro, sakafo mahavelona sy mahasalama. Vaovao mahaliana sy mahafinaritra ary mahasoa momban'ny sakafo ihany koa. Mazotoa (homana) ary tompoko ! | ftma bichette | 10001 | 18/08/2008 21:49:20 fahamarinana -> Vakio |
| Sarimihetsika (hery) |
Indrindra indrindra resaka manokana momba ny sarimihetsika malagasy. Fantatro fa misy mpilalao sarimihetsika vitsivitsy ato ka hahafally azy izany. | hery | 2978 | 12/08/2008 17:19:40 Herimiafina -> Vakio |
| Soso-kevitra (hery) |
Eto no ametrahana sy hahitanao ireo soso-kevitra rehetra momba ny takelaka serasera.org rehetra. Ato mantsy izy mba azo asiana valiny. | hery ds | 1605 | 17/08/2008 00:20:16 sakaizakely -> Vakio |
| Takelaka mahaliana (admin) |
Apetraho ato ny takelaka mahaliana anao dia araho fanazavana sy izay antony mahaliana anao momba azy. Tsy toerana fanaovana dokambarotra akory ity fa fizarana fotsiny. | hery | 1569 | 26/07/2008 22:17:29 bazylou -> Vakio |
| Tetikasa sy vinavina (hery) |
Eto no ametrahana ireo tetikasa (projet) sy vinavina mety hiaraha-manao ho an'ny namana. Aza misalasala miantso ny namana hiara-midinika sy milaza izay fanirianao ato. | hery | 1074 | 02/08/2008 16:34:52 Bita -> Vakio |
| Toekarena (hery) |
Toekarena amin'ny ankapobeny. Rehefa mampiditra politika tsinona dia tsy maintsy mampiditra toekarena fa sao dia... | hery | 1965 | 19/08/2008 04:34:45 bazylou -> Vakio |
| Tontolo iainana!! (Cupido) |
Resaka momba ny tontolo iainana eto Madagasikara | hery hery | 1715 | 05/07/2008 12:51:40 ainaheri -> Vakio |
| Tsetsatsetsa tsy aritra (lanto) |
Raha misy zavatra mahaliana na mahatsikaiky na manafitohina any amin'ny toerana misy antsika tsirairay any, ka azo iadian-kevitra, dia ampidiro eto e ! Raha tsy azo sokajiana ho ao anatin'ireo lohahevitra hafa efa misy mazava ho azy :) | hery lanto | 4460 | 19/08/2008 19:29:02 Ratoa -> Vakio |
| Vaovao tselatra (admin) |
Lazao eto ny vaovao maika tokony holazaina na avy eto Madagasikara na avy any andafy. Vaovao tianao holazaina amin'ny namana sy ny mpitsidika rehetra. | hery Angie | 1916 | 09/08/2008 17:32:21 jefra -> Vakio |
| Vavolombelona (hery) |
Izay zavatra tianao hozaraina amin'ireo namana hafa afaka mamaky ity forum ity. Ato no ilazao azy. | methode | 3718 | 01/08/2008 07:51:19 aloalo -> Vakio |
| vetso.serasera.org (hery) |
Ato no ahitana ny soso-kevitra mikasika ny site http://vetso.serasera.org izay misokatra ny 3 Oktobre 2003 | hery | 941 | 26/06/2008 05:12:35 sff -> Vakio |
| Zaridaina (admin) |
Resaka momba ny fikolokoloana zaridaina, voninkazo, zavamaniry... fifanakalozan-kevitra momba ny teknika fambolena voninkazo sy ny sisa. | admin | 1271 | 15/08/2008 08:12:52 mampikanto21 -> Vakio |
