You are here: home> Hanome Fanampiana

Hanome Fanampiana

Ny serasera.org dia tsy misy fidiram-bola manokana, na association na société manokana manampy fa dia ny fanampiana avy amin'ny namana ihany no hikarakarana ny serveurs.

Koa raha vonona amin'izany ianao dia ireto misy fomba azonao atao.

1. Paypal

Anisan'ny tsotra indrindra. Tsindrio ity bokotra eto ambany ity.

 

 

 

2. Compte bancaire Italie