You are here: home

Serasera Malagasy

Hatramin'ny nanombohana ny Serasera Malagasy tamin'ny taona 3 oktobra 1999 dia noraisina ho safidy ny hanandratana ny teny malagasy eto amin'ity takelaka ity sy izay rehetra tantanan'ny serasera.org. Fanamby lehibe izany nefa koa safidy manadala satria midika avy hatrany hoe... tohiny


Friends are here

Inona no malaza?

Blaogy

  • Niova ny mpitantana ny zandary!
    jentilisa: Tsy mpanaraka vaovao loatra intsony, indrindra fa ny vaovao eto Madagasikara, saingy misy hatrany ny hevitra manokana isaky ny zavatra mitranga mba hitan'ny maso. Tamin'ny faran'ny volana marsa sy ny ... Tohiny
  • C'est le "brilliant"
    simplex: Nisy an'ity pub ana tele iray avy any Dänemark ity, maha-lasa fisainana   *one love*... Tohiny
  • 'Mbola manantena', rap miharo kalon'ny fahiny.
    ikalamako: Namaky ny momba ny hira aho aloha dia avy dia mailaka be hihaino ny fivoakany. Tsy nahasosotra ahy aloha e. Tany am-panombohany fotsiny no ohatran'ny niahotra kely no nahenoako an'i Salomon : tsy hai... Tohiny
  • Elaela
    mammysou: Elaela izy no tsy hita Tsy maintsy mbola namita Lamin'asa mafy kokoa Novitaina tamin-kitsim-po Elaela izy no tsy tazana Mbola eto an-ta nidrazana Fa tsy hoe lasa aiza akory Na hoe sondriana matory ... Tohiny
  • La langue française à Madagascar
    angona: DonAkafon’ny TAnora : Débat d’idées sur le thème:Question d’actualité: La langue française à Madagascar - Ouverture sur le monde ou outil d&... Tohiny
  • Zon'olombelona
    vetsontononkalo: Raha ny zava-misy ankehitriny no resahina dia tena tsy voahaja tanteraka ny zon'olombelona fa toa mifamono sy mampiasa ny fitiavan-tenany ny tsirairay. Betsaka ihany izay ny zava-nitranga etsy sy ero... Tohiny
  • Ny hevitro momba ity Francophonie ity
    hery: Nohazavaiko nandritra ny 3 minitra tao amin'ity video ity ny hevitro momba ny Francophonie izay hatao ato ho ato. Betsaka tsinona ireo hevitra misavorovoro mikasika azy ity, misy ny mankasitraka, misy... Tohiny
  • Henakisoa sy Mananasy
    news2dago: Mahavarina mihitsy ny manaraka sy mijery ny zavatra mitranga eto Dago eto. Toy ilay sarimihetsika "The Young and The Restless" tsisy farany iny ny toe-draharaha eto. Miala ny lozam-pifamoivoizana de m... Tohiny
  • enfin....
    ramavoutiana: enfin..nahita sehatra afaka hanalana fahasorenana...sy ny alahelo..ary indrindra n,y routine za....afaka miteny irery..na misy mihaino na tsy misy..na misy mamaly na tsy misy...enfin.... :) ... Tohiny
  • Manohana anao aho...
    finoanaranoray: Manohana anao aho... Tandremo sao hodin'akondro...zatra mampiasa sabatra 2 lela ny gasy, ka manahirana ihany indraindray ny mandray an-tendrony ny zavatra lazainy...ka adidy ny mamadibadika im-7 ny at... Tohiny

Forum

Bizna

  • Tolo-kevitra ara-bola
    Salama tompoko Izahay dia ONG AVE MARIA FINANCIE avy any Canada,izay manampy manokana ireo zay manana foto-drafitrasa ka mila fanampiana ara-bola,mba amitany ny projet-any.Manana fahafahana anao... Tohiny
  • Raha manana tetek'asa matotra ianao dia afaka tohananay
    Salama e ! Izahay dia manampy ireo rehetra manana tetik’asa. Raha manana vina na tetik’asa amin’ireto sehatra ireto ianao dia afaka afaka manohana izahay ; fambolena, fitaterana... Tohiny
  • Tetikasa famatsiam-bola
    Teratany Canada ny tenako, izany hoe avy any Canada; izay efa nipetraka naharitra tany Madagascar. Manome tolotra fampindramam-bola hoan'ireo izay lina ny tenako: orinasa madinika na asa fivarota... Tohiny
  • MIVAROTRA UC PIV
    MIVAROTRA UNITE CENTRALE DELL PIV MISY MAROMARO RAHA MILA ARAKA NY KARAZANY TENA METY TSARA KOA AM CYBER... Tohiny