Handray hafatra

Raha toa ka te handray hafatra ianao dia azonao apetraka eto ambany ny adiresinao





Tahirintsary


Serasera 2000

Lisitra serasera.org
Nosoratan'i hery   

  Faly miarahaba anao tonga eto amin'ny takelaky ny lisitra.serasera.org izay toerana hahitanao ny dinidinika ifanaovana momba an'i Madagasikara sy ny Malagasy.

Ny hafatra folo farany nivoaka dia azonao jerena etsy ambany. Ny hafatra rehetra kosa dia azonao jerena eto. Raha handefa hafatra moa dia mandehana eto. Ny lisitra.serasera.org dia toerana ahafahana mifandray amin'ireo Malagasy mpikambana amin'ny alalan'ny fifandefasana hafatra amin'ny imailaka (email).

 

Marihina fa ny mpikambana ihany no afaka mandefa hafatra... ary ny fidirana ho mpikambana dia maimaimpoana. Jereo etsy ankavia raha te ho anisan'ireo mandray hafatra ianao.
    Ny adiresy ilaina :
  • Mandefa hafatra serasera@yahoogroups.com
  • Fidirana ao amin'ny lisitra serasera-subscribe@yahoogroups.com
  • Fialana ao amin'ny lisitra serasera-unsubscribe@yahoogroups.com
  • Ny mpandrindra ny lisitra serasera-owner@yahoogroups.com
Niova farany ( 12-03-2007 )
 

Hafatra farany

Ireto ny hafatra folo farany izay nandeha tao amin'ny lisitra serasera@yahoogroups.com. Raha handefa hafatra ianao dia tsindrio eto

  • Soratra Masina
    Ny lanitra sy ny tany ho levona fa ny teniko tsy mba ho levona. Matio 24:35
  • Soratra Masina
    Izay manafina ny fahotany tsy hambinina, fa izay mitsotra ka mahafoy azy no hahazo famindrampo. Ohabolana 28:13
  • Teny Fiainana 646
                                              Miarahaba anao amin'ny anaran'Ilay tia antsika                
  • Soratra Masina
    Koa tahaka ny nandraisanareo an'i Kristy Jesosy Tompo, dia mandehana ao aminy araka izany koa. Kolosiana 2:6
  • Soratra Masina
    Sambatra ny olona izay tsy mandeha eo amin'ny fisainan'ny ratsy fanahy, ary tsy mijanona eo amin'ny lalana falehan'ny mpanota, ary tsy mipetraka eo amin'ny
  • Madagascar sur Capital se soir
    Capital, les inédits de l'été * Durée : 1h25 mn * Genre : Informations Culture-Infos * * Guy
  • Soratra Masina
    Jehovah no miandany amiko ka tsy hatahotra aho, inona no azon'ny olona atao amiko? Salamo 118:6
  • Teny Fiainana 644
                                    Miarahaba anao amin'ny anaran'Ilay tia antsika                            
  • Madagascar sur Capital se soir
    Capital, les inédits de l'été * Durée : 1h25 mn * Genre : Informations Culture-Infos * * Guy
  • Fichier - Fanohanana sy fanampiana
    Miarahaba, Raha manana hevitra ny hanampy ny serasera.org ianao dia azonao jerena ny rohy eto ambany http://lisitra.serasera.org/content/view/24/54/ Misaotra

Diaspora Malagasy


Ho an'ireo izay mipetraka ivelan'i Madagasikara

Dokam-barotra


Bizna