You are here: home> News

Tohany ny teny malagasy

Submitted by: hery
On: 21/06/2013

Hatramin'ny nanombohana ny Serasera Malagasy tamin'ny taona 3 oktobra 1999 dia noraisina ho safidy ny hanandratana ny teny malagasy eto amin'ity takelaka ity sy izay rehetra tantanan'ny serasera.org. Fanamby lehibe izany nefa koa safidy manadala satria midika avy hatrany hoe maro ireo mpanohana ara-bola no tsy sahy hanohana. 

Noraisina anefa ny safidy mba hametrahana ny serasera.org ho teny malagasy hatrany rehefa hita hoe ity takelaka ity no mba hany takelaka tena miteny malagasy ranoray hany velona hatramin'izao.

Mila fanohanana lehibe avy amin'ny mpitsidika malagasy izany... indrindra eo amin'ny ara-ekonomika. Koa raha misy vonona dia afaka manoratra aty aminay hery@serasera.org 

 

Misaotra hatrany e

Comments:

1. Michele

I looked at this ptatern collection this morning and thought, how cute. Thinking to myself, No you don't need another ptatern. But I'm thinking twice about it. I really like your beach cover up idea. And 6554 is cute too. Yep, I will probably pick up one or two ptaterns at the next JoAnn sale. Oh, BTW- Great fabric sections for these little pretties.

2. Fritche

As soon as you mentioned the plot, my mind went to Gone in 60 Seconds. I'm glad your mind was there too. I was on the fence about seineg this film (big fan of both Giovanni Ribisi and Ben Foster) but I may reconsider unless I get a pass. I really enjoyed your honest feedback about it too. Can't wait for your future reviews!

3. Vikas

I'm in financial scerievs with sowie.Auch Bart.Ich have f in this area? 15 J. R Financial worden.Normalerweise? re scerievs are probably young guy,? and energetic pr? ts f? R aggression. A beard looks great on F? Hrungskr forces? The exp? Experience and knowledge. Maybe? Be f? R cr someone?, K can? Not like H? Rde act. In the first? Res? Pats you meet many people and the initial registration r? Union is what really needs to come from the relationship. If you can not move up? too big.

4. Wayne

Katie, I am sure that you are aware that families have been mvinog near Madonna House for over fifty years now. In fact, many of the little towns around here are kept alive by the influx of such families. We live only 15 minutes away and benefit greatly from being under Our Lady's Mantle plus easy access to MH spirituality and excellent spiritual direction. Nevertheless, there have been many families that moved to this area with the idea that they were mvinog to a blessed area that would be protected come end times. Such thinking brought much dissension and strife. These families so often arrived with a siege mentality (i.e. we are under attack and must protect ourselves) as well as a female uniform of sorts. These families were not trusted and were disliked by the local community. They arrived with a holier than thou attitude that broke up a parish and tore apart a community. The families that have lasted are the ones that truly took up the MH spirituality and lived their faith but did it amongst the locals, learned from the locals and approached in humility and willingness to learn. Such families have enriched the area immensely in a variety of ways. We are lucky because Dave's family is local to the area so we garner immediate repsect by having the same last name as the shoe store but we are also trying to live our faith as much as the families from away'. In the 1970s a group of families tried to start a family community in Combermere and Catherine Doherty warned them strongly that God does not want such things. In her words, Marriage is your sacrament not family community. The other CD warning was to respect the local culture to which you move because the monastery etc. would not be there in the first place were it not for the locals who built the community. http://dtszgdwcop.com [url=http://unmnhbvf.com]unmnhbvf[/url] [link=http://wnqvazm.com]wnqvazm[/link]

5. vcqwraszpr

bskastfsbtfsb, juehniqijc , [url=http://www.crzgnayrpb.com/]iwmvrxzlrx[/url], http://www.ujuelckgnu.com/ juehniqijc

6. roberthinos

zaho aloha tena mpanakasitraka an'ity vondrona serasera ity e! ary teny tiko toko fa saingy tsy de mbola haiko firy aloha hatreto ny mampiasa azy ko fa hiezaka izay mba ahaiko ihany zah e!

7. kakalahy

Tena ankasitrahako tanteraka mihitsy ilay amin'ny teny malagasy madio ka isaorako mitafotafo an'i Hery. Tiako be mihitsy iany koa hatreto ny fomba hikojànao azy.Manantitra fisaorana feno! Mahavità be hatrany!

8. joelisoa

mifinaritra be ny fisianty site ity.. fa mba mangataka ny tantaran'i Andry Andraina mba anaovanay exposé

9. vatofisaka

za wa ts mety tafiditra mits

10. vonjy

Mafnaritra e...!!! vao haingana iany no nahafantarako ity site ity sady t@ny tsy nampoizina.
Mba tiko rà mba manao ezaka ny tsirairay mba hanaparitaka ny fisiany, satria maro ny olona te hifaneraseta @izy itony indrindra ireo tsy dia havanana @teny vahiny.
Iriako ra mba mety ny hisian'ny resaka ASA @izy ity , na olona mitady asa na mpampiasa mitady mpiasa. Zavatra manahirana ny maro mantsy zany ankehitriny....!!!!

11. tahiry_izy

Kisendrasendra no nahitako an'ity takelaka ity. Ilay hoe "tononkira" no hitako voalohany ary nahaliana ahy io ka dia namantatra misimisy kokoa ny "serasera.org". Lasa tia mitsidika ity takelaka ity aho taorian'izay. Mahafinaritra e!

12. HSRomino

MAFINARITRA L MISERASERA KA

13. tiaviniainagasy

atao ahona ar miditr @le iz fa ts met tafiditr mihints?
nefa ts mis dis ny solon anaran & ny teny miafina...

14. Napou

Tena mahafinaritra, ary mba mampifandray ny samy malagasy na eto an toerana na any lavitra any e! sady ahitana izay ilaina ihany koa amin'ny torohevitra maro isan'karazany. Mankasitraka Hery a

15. juvant

tena tsara ,fa ahona fampiasa aza e

16. mi-herivola

tiako ny miserasera

17. Tonny lando

tsara izy ka kisendra2 no nahitako azy t@ zay .Mahafinaritra ka,fa le fidirana ao no ts mety asa rah mba misy hevitra eh!

18. Tonny lando

tsara izy ka kisendra2 no nahitako azy t@ zay .Mahafinaritra ka,fa le fidirana ao no ts mety asa rah mba misy hevitra eh!

19. jacques ernest

misaotra fa tena mahafinaritra ts nampoiziko ko ny nahita azy tohiza fa ny teny malagasy anie ka mila asandratra fa efa hila ts hainy ankizy sy ny tanora @zao e!

20. andokelly

tena mlay aloha le izy ao tsara toizo atrany

21. Dimbisoas

.

22. inj ndrenja

salam azafady ampianaro oho fa mbola tsy mahay miditra @ serasera misaotra tompoko

23. injarisoa

mbola tsara tsy itako ry zalah le boaty fakana ny teny miafina ao anaty adres ko atoroy aho valio io ry namako

24. injarisoa

slt tena blem namako mba valio le fakana teny miafina ao @ boaty e-mail ry hery

25. jkwel

tokony asandratra ihany le teny mpirenena f io no maha gasy antsika ah!

26. jkwel

mafinaritra alo le izy eh

27. rnlofo

zah tena mankasitrak anty site ty fa le teny miafina tsitako mintsy, mb valio rangah ry hery ah?

28.

29. Billy

Ça va

30. Tojorinaherivola minosoa santa

31. Tojorinaherivola minosoa santa

32. Faliana

tena tsara ka vonona izahay hifanampy aminareo

33. Veloo

Za aloha dia teo tamin'izany e misaotra Hery a

34.

35.

36. Randriamiary Victor

Mirary taona soa sy fahombiazana ho antsika rehetra,2017 mba ho taona zina...

Add a comment






[*] Required