FidiranaFanoroam-pejySerasera.orgLast added pagesNy ohabolana |
Ohabolana malagasyFanamarihana vitsivitsy
Alohan'ny hampiditra ohabolana eto ambany ianao dia misy fanamarihana vitsivitsy.
Ohabolana isan-tsokajy
fitiavana (234),
fiainana (192),
fihavanana (162),
vezo (116),
teny (103),
fiaraha-monina (101),
toetra (85),
tsy (81),
vady (72),
fanambadiana (68),
fahaizana (61),
ny (59),
fahendrena (59),
sy (52),
boka (49),
havana (46),
zanaka (43),
vary (41),
omby (40),
akoho (40),
harena (39),
vola (38),
olombelona (38),
finoana (38),
lainga (37),
biby (36),
rano (34),
. (34),
fivavahana (34),
mpamosavy (33),
adala (33),
fahanterana (32),
olona (32),
firaisan-kina (32),
valala (29),
ady (28),
vato (28),
zaza (27),
sakafo (27),
saka (26),
andriamanitra (24),
fianakaviana (23),
antitra (23),
fitandremana (23),
maso (22),
rafozana (21),
vorona (21),
alahelo (21),
fahamarinana (21),
alika (20),
tohiny...
Ohabolana tonga farany- Tsibotry isika naraka ihany ka adrisa indray ve vao hifanary.- Aza manao toy ny valalan'amboa ka na efa antitra aza mitsipika ihany. - Ampingam-pihara-bolamena sy tahonanganalam-bolafotsy : izay maharesy iravahana, izay mananda isampinana - Aza manampa-kevitra ao anatin'ny fatahorana - Aza avela ho tratry ny hatezerana akory ny andronao - May ny tanana raha mandalo Ramaka - Ny zavona no manamaizina ny mazava - Aza atao fitia varavarana ,tiana ihany fa atositosika - Raha mihavana aminay , aminay ,aza milela-tanana - Sitraka enti-matory ka valian-draha mahatsiaro |
HanampyManana takelaka ianao?FitadiavanaMpampiditra ohabolanaStatistikaDokambarotra |
|
Page generaded in 0.0845429897308 sec. © Eugene Hery (Ho an'ny serasera.org) - Tel +39 338 744 2412 (Italie) |