You are here: home> Momba ny takelaka> Ny tolotry ny serase...

Ny tolotry ny serasera

Ny serasera.org dia fivondronana takelaka maromaro. Ireo takelaka rehetra ireo dia azonao vangiana tsy mila solonanarana sy tenimiafina. Raha toa anefa ka handray anjara mavitrika amin'ireo takelaka ireo ianao dia mila mampiditra solonanarana sy tenimiafina. Tokana ihany ny solonanarana sy tenimiafina ampiasainao ho an'ny takelaka rehetra.

Raha mbola tsy manana solonanarana sy tenimiafina ianao dia mandehana ao amin'ny http://login.serasera.org misoratra anarana. 

Rehefa avy mahazo solonanarana sy tenimiafina ianao dia azonao jerena tsirairay ireto takelaka ireto araka izay ilainao.