Fidirana

Tononkira

 

Tononkira Malagasy

Takelaka iray ahitanao ireo tononkira malagasy. Ny tonokira rehetra ato dia ampidirin'ireo namana mpikambana ao ao amin'ny serasera.org. Raha ohatra tsy mbola mpikambana ianao dia iangaviana hisoratra anarana eto.
Jerijereo matetika eo amin'ilay hoe Momba ny takelaka ahitanao ny zava-baovao.

Ohabolana androany




Hangataka tononkira


Raha toa ka mitady tononkira ianao kanefa tsy mbola ato amin'ny takelaka dia apetraho ao amin'ny Forum momba ny tononkira. Alohan'ny hangataka tononkira dia tadiavo etsy amin'ny fitadiavana aloha sao efa nisy nampiditra.


Forum Tononkira Serasera

Ireo hevitra mandeha ao amin'ny dinika forum.serasera.org
Hametraka hevitra vaovao : [Tsindrio eto]
Tonokiran'i Shyn |fony | 19/08 22:23
Salut daholo ehh!
raha mba misy manana ny tonokiran'i Shyn hoe mahatsara zaho ry zareo dia mba... Tohiny... Slt daholo ny namana rehetra
Mandeha @ france ô ny alarobia 20 aogositra izao ilay Mahaleo en... Tohiny...
Mba vonjeo e! |gringos | 19/08 07:58
Mba mangataka ny tononkiran'i Bessa hoe "Foiko manontolo" izay hirain'i Fafa amin'izao azafady... Tohiny...
alay lakana (lola) |rakoly | 18/08 22:22
mitady tononkira
Tohiny...
Tanilanila |Bita | 16/08 18:52
_Mba mangataka ny tonon'io hira io raha mba misy manana: Tanilanilan'ilay masoandro moa sa ahona... Tohiny...
Mangataka tononkira "Mitafa irery" Bodo |veromahefa | 16/08 04:45
Mba saika hangataka ny tononkiran'i Bodo "mitafa irery" azafady ho an'ilay zanako ato e! misaotra... Tohiny... :D
Manahoana o!
saika mba angataka tonon-kira willah (saro-piaro)
sy foza orana(tsy haiko... Tohiny... Miarahaba antsika rehetra,
Misy hira anakiray izay mba tiako hananana ny tonony, ny tonon-kira... Tohiny...
mba te hiantefa (Bessa) |tsiahi | 18/08 22:17

manao ahoana daholo, mitady ny tonon'ilay hira n'i Bessa: mba te hiantefa aho , misaotra... Tohiny...
rap gasy |rfsn | 12/08 09:49
mba mangataka ny hiran'i pitik'afo :-*
Tohiny...

 
Image

A l'affiche


Et le votre?

Fitadiavana

 Hira  Mpihira

Hira farany voaray

Tondrom-peo farany

Tononkira lisitra

Statistika


Takelaka hafa

Dokambarotra

Page generaded in 2.34484410286 sec.
© Eugene Hery (Ho an'ny serasera.org) - Tel +39 338 744 2412 (Italie)