Allée des baobabs

Serasera.org Malagasy mifandray

Takelaka mampifandray ny Malagasy nandritra ny taona maro ity toerana ity. Mandalo fanavaozana izy amin'izao mba hifanentana amin'ny teknolojia vaovao. Manasa anao hiverina hamangy matetika hijery ny fiovana.

Araho eto ny fanavaozana

Amin'izao fotoana izao dia misy ny Lalao Fifaninanana Tononkalo!!! Jereo eto ny andinindininy

Tononkira

Takelaka iray fitehirizana tononkira malagasy. Hohitanao ato ireo tononkira mahaliana anao hatry ny ela ka hatramin'izao. Azonao atao ihany koa ny mampiditra tononkira. Hohitanao ao koa ny application Tononkira Malagasy.

Ato ny namana

Fitaovana iray hifandraisan'ny malagasy mivantana, hifampiresahana sy hifanoratana ny Namana. Toerana izay nanamarika ny Serasera hatramin'izay fony mbola tsy nisy akory izany tambazotra sosialy izany. Tongava mifandray ary.

Tononkalo

Ny vetso indray dia mitahiry ireo tononkalo malagasy nosoratan'ny poeta malaza sy vao misandratra. Ny mpikambana sy ny mpamangy toa anao no mampiditra ny tononkalo. Ato koa ireo mpanoratra vaovao no mampahafantatra ny talentany.