FidiranaSerasera.orgFanoroam-pejy |
Fitaovana atolotry ny serasera.org
Tolotra vitsivitsy (webservices) atolotry ny serasera.org no ho hitanao eto amin'ity takelaka ity. Fitaovana izay azonao ampiasaina hanamora kokoa ny fifandraisanao amin'ny Malagasy hafa.
Raha misy zavatra manahirana dia jereo sao dia efa ao amin'ny Fanoroana. Raha toa ka tsy ao dia aza misalasala manoratra aty aminay. Ireo fitaovana tonga farany
Ho hitanao eto amin'ny lisitra eto ambany ireo fitaovana tonga farany izay mety mahaliana anao.
Ohabolana ho an'ny takelakaoNy takelaka ohabolan'ny serasera.org Jereo eto (ohabolana.org) izay toerana ahitanao ohabolana malagasy maro dia manolotra ohabolana iray isanandro hapetrakao amin'ny takelaka.Ny fanazavana misimisy kokoa amin'izany dia azonao jerena eto. Hamaky hafatra RSSManomboka izao dia azonao vakiana amin'ny mpamaky RSS ny hafatra ho anao ao amin'ny namana.serasera.org Jereo eto ny fanazavana misimisy.RSS ao amin'ny Forum Serasera.orgNy dinika rehetra ao amin'ny forum.serasera.org ihany koa dia manolotra endrika RSS izay azonao vakiana amin'ny famakiana RSS na apetrakao amin'ny blog-nao. Jereo eto koa ny momba izany |
LanguagesDokambarotra |
|
Page generaded in 0.0643670558929 sec. © Eugene Hery (Ho an'ny serasera.org) - Tel +39 338 744 2412 (Italie) |