Allée des baobabs

Serasera.org Malagasy mifandray

Takelaka mampifandray ny Malagasy nandritra ny taona maro ity toerana ity. Mandalo fanavaozana izy amin'izao mba hifanentana amin'ny teknolojia vaovao. Manasa anao hiverina hamangy matetika hijery ny fiovana.

Araho eto ny fanavaozana

Tononkira

Takelaka iray fitehirizana tononkira malagasy. Hohitanao ato ireo tononkira mahaliana anao hatry ny ela ka hatramin'izao. Azonao atao ihany koa ny mampiditra tononkira. Hohitanao ao koa ny application Tononkira Malagasy.

Ato ny namana

Fitaovana iray hifandraisan'ny malagasy mivantana, hifampiresahana sy hifanoratana ny Namana. Toerana izay nanamarika ny Serasera hatramin'izay fony mbola tsy nisy akory izany tambazotra sosialy izany. Tongava mifandray ary.

Tononkalo

Ny vetso indray dia mitahiry ireo tononkalo malagasy nosoratan'ny poeta malaza sy vao misandratra. Ny mpikambana sy ny mpamangy toa anao no mampiditra ny tononkalo. Ato koa ireo mpanoratra vaovao no mampahafantatra ny talentany.

Dinika

Takelaka hiadiana hevitra, hametrahana fanontaniana, hifampidinihina araka ny lohahevitra maromaro. Dinidiniky ny samy malagasy amin'ny teny malagasy.

Ohabolana

Angona ohabolana malagasy. Ny mpikambana rehetra ihany no mametraka izay ohabolana tadidiny sy fantany. Ianao koa afaka mametraka sy mitady ohabolana ao.

Rakibolana

Toerana hametrahana teny malagasy miaraka amin'ireo dikany. Ny hevitry ny teny sy ny tsoa-teny avy amin'ny teny iray. Tetikasa lavitr'ezaka izay anasana anao handray anjara amin'ny fanitsiana sy fampidirana teny.

Takila

Takelaka hitehirizana tantara, sombin-tantara na lahatsoratra ihany koa. Hovakiana sy hametrahana hevitra. Malagasy mifandray hatrany.

Baiboly DIEM

Baiboly Malagasy Dikateny Iombonana Eto Madagasikara. Ho anao mety liana te hitady teny na hamaky baiboly fotsiny koa. Mbola tsy tomombana tsara fa eo an-dalam-piketrehana hatrany.

RadioVazoGasy

Ato no toerana hihainoana hira malagasy amin'ny endrika Radio. Tsy misy fakàna hira ato fa afaka mandahatra hira ianao dia henoin'ny rehetra.