You are here: home

Bienvenue sur serasera.org

Pour la version officielle en malgache du site, cliquer ici

Serasera.org est un portail complet malgache sorti la première fois en octobre 1999. A part les actualités culturelles sur Madagascar, vous pouvez voir des paroles de chansons malgaches, des proverbes malgaches, écouter des chansons malgaches, lire des poèmes malgaches, et même contribuer dans des discussions en malgache.


Friends are here

Inona no malaza e?

Blaogy

  • Ny afotroa Vesuvio tamin'ny taona 79
    ikalamako:   Ny 24 aogositra 79 no daty iray tena nanamarika ny tantaran'ny volkano Vesuvio noho ny hamafin'ny fipoahany ka nandrava tanteraka ireo tanàna manodidina azy dia i Ercolano, Pompei, Stab... Tohiny
  • Ireo fahadisoana nampahantra an'i Madagasikara (1)
    jentilisa: Tsy hiditra any amin'ny fanjanahantany aho fa izay hatramin'ny nahazoana ny fahaleovantena ihany no raisiko. Hevitro ihany no mivoaka eto ka azon'ny mpamaky lavina. Asaina koa ny mpamaky hamakafaka ra... Tohiny
  • HANOMPO ANAO
    mammysou: Raha izao fiainanay izao Tsinotsinona raha tsy eo Ianao Jesoa Tompo be fitia Hanompo Anao izahay tsy hania   Raha ory izahay Ianao irery no avotray Jesoa malala Kristy Hanompo Anao ny andronay si... Tohiny
  • Hetsika hanampiana ny any atsimo
    hery: Nampihetsi-po ny takarivanay omaly. Takarivam-piraisan-kina, takarivam-pifanampiana. Raha mifanasa vangy ny andaniny sy ankilany mikasika ny namoahan'ilay mpanao gazety Gaelle Borgia ny zava-misy any... Tohiny
  • Eskosodosy 23 : 20
    fidinirina:   Indro, Izaho maniraka Anjely eo alohanao hiaro anao any an-dàlana sy hitondra anao ho any amin’ ny fitoerana izay namboariko.... Tohiny
  • Moa ka tsy izany va?
    simplex: End of an era... mivalona ny tantara.Tsy misy ambara na ho tantaraina. Mivavaka hoan'ny fanahiny.Tadidiko fotsiny ity, somary nampitsiky ahy ny fahatsiarovana fa Nanao paompy, petite serie de 12 izy ... Tohiny
  • Ilay hoavy tsy azo ialana!
    midrou: Manahoana daholo isika ry namana isany! Efa hita miariary fa mihasarotra ,miasarotra hatrany ny fiainantsika zanak' olombelona. Hany ka maro no revo, tsy mahatraka mijery lavitra intsony. Andriamani... Tohiny
  • 6 avril 2020 – Ny Filoha Marc Ravalomanana no vahinin'i Gascar Fenosoa sy Diamondra Andrianaivo:
    angona: 6 avril 2020 – Ny Filoha Marc Ravalomanana no vahinin'i Gascar Fenosoa sy Diamondra Andrianaivo: 🤣Eéé, tamin'ny fifidianana anié, raha voalohany nareo, dé zah... Tohiny
  • Nanova endrika ny pejy fotsiny aloha de ho hita eo ny tohiny
    news2dago: Salama daholo!Tena tsy mahita vaovao ho zaraina anareo intsony aho de naka aina kely aloha.Sendra nahita lahatsoratra nahalina ny namana Jentlisa tao @ FB a de nanokatra ilay rohy de tafatotona tato i... Tohiny
  • Mbola ato daholo ve ?
    kdaombaramita: Hein ? 11 taona no nanokafako ity blaogiko ity .... mbola tiako ho hita rehefa ampy 20 taona aza. Asa, manoratra eto aho fa vao avy namaky ny billets sasantsasany sy ny hafatra napetrakareo rehetra te... Tohiny

Forum